# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Tsarovy ary aza adinoina Mosesy dia mamerina ny didy mitovy mba hanamafisana ny lanjan'ny fitadidiana. DH: "aoka ho tsaroanao tsara" # ny nihantsianao ny fahatezeran'i Yaveh Eto ny hoe "ianao" dia maneho ireo Israelita izay nanatrika niaraka tamin'i Mosesy sy ireo Israelitan'ny taranaka teo aloha. # nahatongavanareo teto amin'ity toerana ity, dia nikomy nanohitra an'i Yaveh hatrany ianareo ... nihantsy ianareo ... handringana anareo "ianareo" avokoa ireto. # teto amin'ity toerana ity Ity dia maneho ny Lohasahan'ny renirano Jordana.