plt_tn/deu/09/03.md

303 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

tahaka ny afo mandevona

Yaveh dia mahery ary afaka mamotika ny tafik'ireo firenena hafa.

handresy azy ireo eo anoloanao

"hampalemy azy ireo ka afaka ny hamehy azy ireo ianao"