# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # tahaka ny afo mandevona Yaveh dia mahery ary afaka mamotika ny tafik'ireo firenena hafa. # handresy azy ireo eo anoloanao "hampalemy azy ireo ka afaka ny hamehy azy ireo ianao"