plt_tn/deu/09/03.md

12 lines
303 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# tahaka ny afo mandevona
Yaveh dia mahery ary afaka mamotika ny tafik'ireo firenena hafa.
# handresy azy ireo eo anoloanao
"hampalemy azy ireo ka afaka ny hamehy azy ireo ianao"