plt_tn/deu/08/18.md

44 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Fa aoka hahatsiaro
Baiko ity. DH: "Fa tsarovy"
# mba hanorenany
Ireo mety ho heviny dia: 1) "amin'izany fomba izany izy dia hametraka" na "amin'izany fomba izany izy dia mahatoky ny hametraka."
# mba
"ka afaka"
# hanorenany
"manatanteraka" na "mihazona"
# tahaka izao anio izao
"tahaka ny ataony amin'izao" na "tahaka ny hametrahany ny fanekeny amin'izao"
# hanaraka andriamanin-kafa
Ny hoe manaraka dia sarinteny ho an'ny fankatoavana. DH: "hanompo andriamanitra hafa"
# aminareo ... ho faty tokoa ianareo ... teo anatrehanareo ... haharingana anareo ... Andriamanitrareo ianareo
Ianareo avokoa ny eto satria maro be.
# mijoro vavolombelona aminareo aho
"mampitandrina anareo aho" na "milaza aminareo eo anatrehan'ny vavolombelona aho"
# eo anatrehanareo
"eo anoloanareo"
# tsy mihaino ny feon'i Yaveh
Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia midika hoe izay asain'i Yaveh ataon'ny olony. DH: "tsy mankato ireo didin'i Yaveh"