# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Fa aoka hahatsiaro Baiko ity. DH: "Fa tsarovy" # mba hanorenany Ireo mety ho heviny dia: 1) "amin'izany fomba izany izy dia hametraka" na "amin'izany fomba izany izy dia mahatoky ny hametraka." # mba "ka afaka" # hanorenany "manatanteraka" na "mihazona" # tahaka izao anio izao "tahaka ny ataony amin'izao" na "tahaka ny hametrahany ny fanekeny amin'izao" # hanaraka andriamanin-kafa Ny hoe manaraka dia sarinteny ho an'ny fankatoavana. DH: "hanompo andriamanitra hafa" # aminareo ... ho faty tokoa ianareo ... teo anatrehanareo ... haharingana anareo ... Andriamanitrareo ianareo Ianareo avokoa ny eto satria maro be. # mijoro vavolombelona aminareo aho "mampitandrina anareo aho" na "milaza aminareo eo anatrehan'ny vavolombelona aho" # eo anatrehanareo "eo anoloanareo" # tsy mihaino ny feon'i Yaveh Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia midika hoe izay asain'i Yaveh ataon'ny olony. DH: "tsy mankato ireo didin'i Yaveh"