plt_tn/deu/08/03.md

20 lines
861 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. Manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay tokony ho "tsaroan"'izy ireo izy.
# Nampietry anao Izy
"Yaveh dia nampiseho anao ny maha-malemy sy mpanota anao." Jereo fomba ny nandikana ny hoe "mba hampietreny anao" ao amin'ny 8:1.
# namoky mana anao
"nanome manao anao mba hohanina"
# tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona
Eto ny hoe "mofo" dia maneho ny sakafo rehetra. DH: "tsy ny mofo ihany no zavatra ilain'ny olona mba hiveloman'izy ireo"
# ny zavatra rehetra izay aloakan'ny vavan'i Yaveh dia iveloman'ny olona
Eto ny hoe "vavan'i Yaveh" dia sarinteny hilazana ireo teny izay lazain'i Yaveh. DH: "tokony hankato ireo didin'i Yaveh ny olona mba ho velona" na "tokony manao izay asain'i Yaveh ataon'izy ireo ny olona mba ho velona"