plt_tn/deu/08/03.md

861 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. Manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay tokony ho "tsaroan"'izy ireo izy.

Nampietry anao Izy

"Yaveh dia nampiseho anao ny maha-malemy sy mpanota anao." Jereo fomba ny nandikana ny hoe "mba hampietreny anao" ao amin'ny 8:1.

namoky mana anao

"nanome manao anao mba hohanina"

tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona

Eto ny hoe "mofo" dia maneho ny sakafo rehetra. DH: "tsy ny mofo ihany no zavatra ilain'ny olona mba hiveloman'izy ireo"

ny zavatra rehetra izay aloakan'ny vavan'i Yaveh dia iveloman'ny olona

Eto ny hoe "vavan'i Yaveh" dia sarinteny hilazana ireo teny izay lazain'i Yaveh. DH: "tokony hankato ireo didin'i Yaveh ny olona mba ho velona" na "tokony manao izay asain'i Yaveh ataon'izy ireo ny olona mba ho velona"