plt_tn/deu/08/01.md

28 lines
632 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Aoka ho tananareo... mba ho velona sy hihamaro ianareo, ary handeha ka hahazo ... razambenareo.
"Ianareo" avokoa ny eto.
# Aoka ho tsaroanao
Fomba fiteny ity. DH: "tsy maintsy tsaroinao"
# efapolo taona
"40 taona"
# mba hampietreny anao
"mba hampisehoany anao ny maha-malemy sy mpanota anao"
# mba hahafantarana
"mba hanambarana" na "mba hampisehoana"
# izay ao am-ponao
Ny fo dia famantarana ny toetran'olona iray. DH: "hoe karazan'olona manao ahoana ianao" na "manao ahoana ny fitondran-tenanao"