plt_tn/deu/08/01.md

632 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Aoka ho tananareo... mba ho velona sy hihamaro ianareo, ary handeha ka hahazo ... razambenareo.

"Ianareo" avokoa ny eto.

Aoka ho tsaroanao

Fomba fiteny ity. DH: "tsy maintsy tsaroinao"

efapolo taona

"40 taona"

mba hampietreny anao

"mba hampisehoany anao ny maha-malemy sy mpanota anao"

mba hahafantarana

"mba hanambarana" na "mba hampisehoana"

izay ao am-ponao

Ny fo dia famantarana ny toetran'olona iray. DH: "hoe karazan'olona manao ahoana ianao" na "manao ahoana ny fitondran-tenanao"