# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Aoka ho tananareo... mba ho velona sy hihamaro ianareo, ary handeha ka hahazo ... razambenareo. "Ianareo" avokoa ny eto. # Aoka ho tsaroanao Fomba fiteny ity. DH: "tsy maintsy tsaroinao" # efapolo taona "40 taona" # mba hampietreny anao "mba hampisehoany anao ny maha-malemy sy mpanota anao" # mba hahafantarana "mba hanambarana" na "mba hampisehoana" # izay ao am-ponao Ny fo dia famantarana ny toetran'olona iray. DH: "hoe karazan'olona manao ahoana ianao" na "manao ahoana ny fitondran-tenanao"