plt_tn/deu/06/06.md

16 lines
471 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.
# izay handidiko anao
Mosesy dia miresaka ireo didin'Andriamanitra amin'ny vahoakan'Israely.
# ho ao amin'ny fonao
Fomba fiteny ity. DH: "tokony ho tsaroanao mandrakariva"
# hampianatra tsara ... hiresaka
"Mandidy anao hampianatra tsara Aho ... mandidy anao hiresaka Aho." Tokony hahatakatra ireo hoe baiko ny mpamaky.