# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita. # izay handidiko anao Mosesy dia miresaka ireo didin'Andriamanitra amin'ny vahoakan'Israely. # ho ao amin'ny fonao Fomba fiteny ity. DH: "tokony ho tsaroanao mandrakariva" # hampianatra tsara ... hiresaka "Mandidy anao hampianatra tsara Aho ... mandidy anao hiresaka Aho." Tokony hahatakatra ireo hoe baiko ny mpamaky.