plt_tn/deu/06/06.md

471 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.

izay handidiko anao

Mosesy dia miresaka ireo didin'Andriamanitra amin'ny vahoakan'Israely.

ho ao amin'ny fonao

Fomba fiteny ity. DH: "tokony ho tsaroanao mandrakariva"

hampianatra tsara ... hiresaka

"Mandidy anao hampianatra tsara Aho ... mandidy anao hiresaka Aho." Tokony hahatakatra ireo hoe baiko ny mpamaky.