plt_tn/deu/05/32.md

16 lines
514 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Ho tandremanao
Manome baiko ny vahoakan'israely i Mosesy.
# tsy hivily ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia ianao
Ity dia mampitaha olona iray tsy mankatoa an'Andriamanitra amin'ny olona izay mivily amin'ny lala-marina. DH: "hankatoa Azy amin'ny fomba rehetra ianareo" na "hanao izay rehetra lazainy ianareo"
# hahalava ny andro iainanao
Adikao toy ny tao amin'ny 4:39 ity. DH: "afaka hiaina fotoana maharitra"