plt_tn/deu/05/32.md

514 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Ho tandremanao

Manome baiko ny vahoakan'israely i Mosesy.

tsy hivily ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia ianao

Ity dia mampitaha olona iray tsy mankatoa an'Andriamanitra amin'ny olona izay mivily amin'ny lala-marina. DH: "hankatoa Azy amin'ny fomba rehetra ianareo" na "hanao izay rehetra lazainy ianareo"

hahalava ny andro iainanao

Adikao toy ny tao amin'ny 4:39 ity. DH: "afaka hiaina fotoana maharitra"