# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Ho tandremanao Manome baiko ny vahoakan'israely i Mosesy. # tsy hivily ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia ianao Ity dia mampitaha olona iray tsy mankatoa an'Andriamanitra amin'ny olona izay mivily amin'ny lala-marina. DH: "hankatoa Azy amin'ny fomba rehetra ianareo" na "hanao izay rehetra lazainy ianareo" # hahalava ny andro iainanao Adikao toy ny tao amin'ny 4:39 ity. DH: "afaka hiaina fotoana maharitra"