plt_tn/deu/04/39.md

323 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

ataovy ao am-ponao izao

Fomba fiteny ity. DH: "tadidio izao"

any an-danitra any ambony sy ety an-tany ety ambany

Ny hoe "any an-danitra" sy "ety an-tany" dia midika hoe "na aiza na aiza."