# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # ataovy ao am-ponao izao Fomba fiteny ity. DH: "tadidio izao" # any an-danitra any ambony sy ety an-tany ety ambany Ny hoe "any an-danitra" sy "ety an-tany" dia midika hoe "na aiza na aiza."