plt_tn/deu/04/39.md

12 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# ataovy ao am-ponao izao
Fomba fiteny ity. DH: "tadidio izao"
# any an-danitra any ambony sy ety an-tany ety ambany
Ny hoe "any an-danitra" sy "ety an-tany" dia midika hoe "na aiza na aiza."