plt_tn/deu/04/27.md

16 lines
623 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Ho aparitak'i Yaveh eo amin'ny vahoaka ianareo
Mosesy dia miresaka toy ny hoe voa izay aparitak'i Yaveh manodidina ny saha ny vahoaka. DH: "Handefa anareo any amin'ny toerana samihafa Yaveh ary hanery anareo hipetraka any"
# hitondran'i Yaveh anareo
"handefasan'i Yaveh anareo"
# asan'ny tanan'olombelona, vita amin'ny hazo sy vato
Eto ny hoe "tanan'olombelona" dia maneho ireo olona, ary ny hoe "asa ... vita amin'ny hazo sy vato" maneho ireo sampy izay namboarin'izy ireo. DH: "ireo sampy hazo sy vato izay nataon'ny olona"