# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Ho aparitak'i Yaveh eo amin'ny vahoaka ianareo Mosesy dia miresaka toy ny hoe voa izay aparitak'i Yaveh manodidina ny saha ny vahoaka. DH: "Handefa anareo any amin'ny toerana samihafa Yaveh ary hanery anareo hipetraka any" # hitondran'i Yaveh anareo "handefasan'i Yaveh anareo" # asan'ny tanan'olombelona, vita amin'ny hazo sy vato Eto ny hoe "tanan'olombelona" dia maneho ireo olona, ary ny hoe "asa ... vita amin'ny hazo sy vato" maneho ireo sampy izay namboarin'izy ireo. DH: "ireo sampy hazo sy vato izay nataon'ny olona"