plt_tn/deu/04/27.md

623 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Ho aparitak'i Yaveh eo amin'ny vahoaka ianareo

Mosesy dia miresaka toy ny hoe voa izay aparitak'i Yaveh manodidina ny saha ny vahoaka. DH: "Handefa anareo any amin'ny toerana samihafa Yaveh ary hanery anareo hipetraka any"

hitondran'i Yaveh anareo

"handefasan'i Yaveh anareo"

asan'ny tanan'olombelona, vita amin'ny hazo sy vato

Eto ny hoe "tanan'olombelona" dia maneho ireo olona, ary ny hoe "asa ... vita amin'ny hazo sy vato" maneho ireo sampy izay namboarin'izy ireo. DH: "ireo sampy hazo sy vato izay nataon'ny olona"