plt_tn/deu/04/13.md

16 lines
374 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely.
# Nanambara Izy
"Nanambara Yaveh"
# taminareo
Eto ny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo Israelita izay tany amin'ny Tendrombohitra Horeba.
# any amin'ny tany izay hiampitanareo ka halainareo ho fananana
"rehefa avy niampita ny Renirano Jordana sy naka fananana ilay tany ianareo"