plt_tn/deu/04/13.md

374 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely.

Nanambara Izy

"Nanambara Yaveh"

taminareo

Eto ny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo Israelita izay tany amin'ny Tendrombohitra Horeba.

any amin'ny tany izay hiampitanareo ka halainareo ho fananana

"rehefa avy niampita ny Renirano Jordana sy naka fananana ilay tany ianareo"