# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely. # Nanambara Izy "Nanambara Yaveh" # taminareo Eto ny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo Israelita izay tany amin'ny Tendrombohitra Horeba. # any amin'ny tany izay hiampitanareo ka halainareo ho fananana "rehefa avy niampita ny Renirano Jordana sy naka fananana ilay tany ianareo"