plt_tn/deu/04/07.md

374 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Fa iza no firenena lehibe hafa ... Azy isika? Iza no firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity?

Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia afaka atao fanambarana. DH: "Fa tsy misy firenena lehibe hafa ... miantso Azy isika. Tsy misy firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity."