plt_tn/deu/04/07.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Fa iza no firenena lehibe hafa ... Azy isika? Iza no firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity?
Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia afaka atao fanambarana. DH: "Fa tsy misy firenena lehibe hafa ... miantso Azy isika. Tsy misy firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity."