# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Fa iza no firenena lehibe hafa ... Azy isika? Iza no firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity? Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia afaka atao fanambarana. DH: "Fa tsy misy firenena lehibe hafa ... miantso Azy isika. Tsy misy firenena lehibe hafa ... anoloanareo anio ity."