plt_tn/deu/02/30.md

24 lines
678 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha.
# Sihona ... Hesbona
Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 1:3.
# Andriamanitrao ... herinao
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo
# nanamafy ny sainy sy nanamafy ny fony
Ireo roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy fa "nanamafy hatoka azy" Yaveh.
# nanolotra an'i Sihona sy ny taniny teo anoloanareo
"nanome an'i Sihona sy ny taniny ho aminareo"
# santaro ny fananana izany, mba hahafahanareo mandova ny taniny
"alaivo ho fananana ny taniny, mba hahafahanareo mandova izany"