plt_tn/deu/02/30.md

678 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha.

Sihona ... Hesbona

Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 1:3.

Andriamanitrao ... herinao

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo

nanamafy ny sainy sy nanamafy ny fony

Ireo roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy fa "nanamafy hatoka azy" Yaveh.

nanolotra an'i Sihona sy ny taniny teo anoloanareo

"nanome an'i Sihona sy ny taniny ho aminareo"

santaro ny fananana izany, mba hahafahanareo mandova ny taniny

"alaivo ho fananana ny taniny, mba hahafahanareo mandova izany"