# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha. # Sihona ... Hesbona Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 1:3. # Andriamanitrao ... herinao Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo # nanamafy ny sainy sy nanamafy ny fony Ireo roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy fa "nanamafy hatoka azy" Yaveh. # nanolotra an'i Sihona sy ny taniny teo anoloanareo "nanome an'i Sihona sy ny taniny ho aminareo" # santaro ny fananana izany, mba hahafahanareo mandova ny taniny "alaivo ho fananana ny taniny, mba hahafahanareo mandova izany"