plt_tn/deu/02/23.md

20 lines
514 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mamarana ny famaritana ny fomba nanomezan' Andriamanitra fahafahana an'i Esao haka ny tany izay ipetrahan'i Esao amin'izao ny mpanoratra.
# Avita ... Kaftorita
Anarana vondron'olona ireto.
# Kaftora
Ity dia anaran-toerana. Mety ho anarana hafa ho an'ny nosin'i Kreta hita any amin'ny Ranomasina Mediteraneana ity.
# Naringan'ny Kaftorita izy ireo
"naringan'ny Kaftorita ireo Avita"
# ka nonina tao amin'ny toeran'izy ireo
"nipetraka tao amin'izay nonenan'ireo Avita"