plt_tn/deu/02/23.md

514 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mamarana ny famaritana ny fomba nanomezan' Andriamanitra fahafahana an'i Esao haka ny tany izay ipetrahan'i Esao amin'izao ny mpanoratra.

Avita ... Kaftorita

Anarana vondron'olona ireto.

Kaftora

Ity dia anaran-toerana. Mety ho anarana hafa ho an'ny nosin'i Kreta hita any amin'ny Ranomasina Mediteraneana ity.

Naringan'ny Kaftorita izy ireo

"naringan'ny Kaftorita ireo Avita"

ka nonina tao amin'ny toeran'izy ireo

"nipetraka tao amin'izay nonenan'ireo Avita"