# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mamarana ny famaritana ny fomba nanomezan' Andriamanitra fahafahana an'i Esao haka ny tany izay ipetrahan'i Esao amin'izao ny mpanoratra. # Avita ... Kaftorita Anarana vondron'olona ireto. # Kaftora Ity dia anaran-toerana. Mety ho anarana hafa ho an'ny nosin'i Kreta hita any amin'ny Ranomasina Mediteraneana ity. # Naringan'ny Kaftorita izy ireo "naringan'ny Kaftorita ireo Avita" # ka nonina tao amin'ny toeran'izy ireo "nipetraka tao amin'izay nonenan'ireo Avita"