plt_tn/deu/01/41.md

20 lines
588 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# Nanota tamin'i Yaveh
"nikomy nanohitra an'i Yaveh izahay tamin'ny tsy fankatoavana Azy"
# hanaraka izahay
"hankatoa izahay"
# hanafika ilay tany havoana
Eto ny sariteny hoe "tany havoana" dia maneho ny olona izay mipetraka eny. DH: "hanafika ny olona izay mipetraka eny amin'ilay tany havoana"
# satria tsy hiaraka aminareo Aho, ary ho resin'ireo fahavalonareo ianareo
DH: "handresy anareo ny fahavalonareo satria tsy homba anareo Aho"