plt_tn/deu/01/41.md

588 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

Nanota tamin'i Yaveh

"nikomy nanohitra an'i Yaveh izahay tamin'ny tsy fankatoavana Azy"

hanaraka izahay

"hankatoa izahay"

hanafika ilay tany havoana

Eto ny sariteny hoe "tany havoana" dia maneho ny olona izay mipetraka eny. DH: "hanafika ny olona izay mipetraka eny amin'ilay tany havoana"

satria tsy hiaraka aminareo Aho, ary ho resin'ireo fahavalonareo ianareo

DH: "handresy anareo ny fahavalonareo satria tsy homba anareo Aho"