# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # Nanota tamin'i Yaveh "nikomy nanohitra an'i Yaveh izahay tamin'ny tsy fankatoavana Azy" # hanaraka izahay "hankatoa izahay" # hanafika ilay tany havoana Eto ny sariteny hoe "tany havoana" dia maneho ny olona izay mipetraka eny. DH: "hanafika ny olona izay mipetraka eny amin'ilay tany havoana" # satria tsy hiaraka aminareo Aho, ary ho resin'ireo fahavalonareo ianareo DH: "handresy anareo ny fahavalonareo satria tsy homba anareo Aho"