plt_tn/deu/01/22.md

20 lines
441 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# lehilahy roa ambin'ny folo
"lehilahy 12"
# Nitodi-doha izy ireo ary niakatra
"Nandao io toerana io izy ireo ara lasa"
# Lohasahan'i Eskola
Ity dia lohasaha any amin'ny faritra Hebrona, izay atsimon'i Jerosalema.
# ara nanao fisafoana tao
"nijery ireo toerana izay afaka tafihan'izy ireo"