# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # lehilahy roa ambin'ny folo "lehilahy 12" # Nitodi-doha izy ireo ary niakatra "Nandao io toerana io izy ireo ara lasa" # Lohasahan'i Eskola Ity dia lohasaha any amin'ny faritra Hebrona, izay atsimon'i Jerosalema. # ara nanao fisafoana tao "nijery ireo toerana izay afaka tafihan'izy ireo"