plt_tn/deu/01/22.md

441 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

lehilahy roa ambin'ny folo

"lehilahy 12"

Nitodi-doha izy ireo ary niakatra

"Nandao io toerana io izy ireo ara lasa"

Lohasahan'i Eskola

Ity dia lohasaha any amin'ny faritra Hebrona, izay atsimon'i Jerosalema.

ara nanao fisafoana tao

"nijery ireo toerana izay afaka tafihan'izy ireo"