plt_tn/deu/01/07.md

28 lines
611 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoak'Israely izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo.
# eny amin'ny tendrombohitra ... Eofrata
Yaveh dia mamaritra toerana ao amin'ny tany izay nampanantenainy homena an'ireo Israelita.
# tendrombohitra
Ity dia faritra eny an-tendrombohitra akaikin'ny toerana izay nipetrahan'ireo Amorita.
# faritra iva
fari-tany izay iva sy fisaka
# Indro
"Henoy tsara izay ho lazaiko"
# efa nomeko anareo ny tany
"omeko anareo ity tany ity izao"
# izay nianianan'i Yaveh
Yaveh dia miresaka toy ny hoe olona hafa Izy. DH: "izay nianianako, Yaveh"