plt_tn/deu/01/07.md

611 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoak'Israely izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo.

eny amin'ny tendrombohitra ... Eofrata

Yaveh dia mamaritra toerana ao amin'ny tany izay nampanantenainy homena an'ireo Israelita.

tendrombohitra

Ity dia faritra eny an-tendrombohitra akaikin'ny toerana izay nipetrahan'ireo Amorita.

faritra iva

fari-tany izay iva sy fisaka

Indro

"Henoy tsara izay ho lazaiko"

efa nomeko anareo ny tany

"omeko anareo ity tany ity izao"

izay nianianan'i Yaveh

Yaveh dia miresaka toy ny hoe olona hafa Izy. DH: "izay nianianako, Yaveh"