# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoak'Israely izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo. # eny amin'ny tendrombohitra ... Eofrata Yaveh dia mamaritra toerana ao amin'ny tany izay nampanantenainy homena an'ireo Israelita. # tendrombohitra Ity dia faritra eny an-tendrombohitra akaikin'ny toerana izay nipetrahan'ireo Amorita. # faritra iva fari-tany izay iva sy fisaka # Indro "Henoy tsara izay ho lazaiko" # efa nomeko anareo ny tany "omeko anareo ity tany ity izao" # izay nianianan'i Yaveh Yaveh dia miresaka toy ny hoe olona hafa Izy. DH: "izay nianianako, Yaveh"