plt_tn/deu/01/01.md

633 B

tany an-dafin'i Jordana

Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Teo atsinanan'i Jordana i Mosesy rehefa niresaka tamin'ireo Israelita izy. DH: "atsinanan'i Jordana"

Sofa ... Parana ... Tofela ... Labana ... Hazerota ... Dizahaba

Ireo dia anaran-toerana.

Lalana iraika ambin'ny folo andro avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea izany

"Iraika ambin'ny folo andro no dia an-tongotra avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea"

tendrombohitra Seira

Ity dia faritra tendrombohitra atsimon'ny Ranomasina Maty. Antsoina hoe "Edoma" ihany koa ilay faritra.

iraika ambin'ny folo

11