plt_tn/deu/01/01.md

20 lines
633 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tany an-dafin'i Jordana
Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Teo atsinanan'i Jordana i Mosesy rehefa niresaka tamin'ireo Israelita izy. DH: "atsinanan'i Jordana"
# Sofa ... Parana ... Tofela ... Labana ... Hazerota ... Dizahaba
Ireo dia anaran-toerana.
# Lalana iraika ambin'ny folo andro avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea izany
"Iraika ambin'ny folo andro no dia an-tongotra avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea"
# tendrombohitra Seira
Ity dia faritra tendrombohitra atsimon'ny Ranomasina Maty. Antsoina hoe "Edoma" ihany koa ilay faritra.
# iraika ambin'ny folo
11