# tany an-dafin'i Jordana Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Teo atsinanan'i Jordana i Mosesy rehefa niresaka tamin'ireo Israelita izy. DH: "atsinanan'i Jordana" # Sofa ... Parana ... Tofela ... Labana ... Hazerota ... Dizahaba Ireo dia anaran-toerana. # Lalana iraika ambin'ny folo andro avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea izany "Iraika ambin'ny folo andro no dia an-tongotra avy any Horeba ... hatrany Kadesa-Barnea" # tendrombohitra Seira Ity dia faritra tendrombohitra atsimon'ny Ranomasina Maty. Antsoina hoe "Edoma" ihany koa ilay faritra. # iraika ambin'ny folo 11