plt_tn/dan/12/12.md

32 lines
843 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'i Daniela ilay anjely miakanjo rongony fotsy.
# Sambatra izay miandry
"Sambatra ny olona izay miandry" na "Sambatra izay miandry na iza na iza"
# miandry
"maharitra" na "mitoetra ho mahatoky" (UDB)
# ny 1 335 andro
Eto ny "andro" dia ilazana vanim-potoana. Matetika ny fandikana iraisana dia andro, fa azo atao taona ihany koa.
# Tsy maintsy mandeha ianao
"Ry Daniela, tsy maintsy mandeha ianao". Ilazana an'i Daniela mbola manohy miaina sy manompo ny mpanjaka mandra-pahatongan'ny fotoan'ny fahafatesany izany.
# hitsahatra ianao
Fomba mendrika hilazana hoe "ho faty ianao" izany.
# Hitsangana ianao
Ilazana ny Fitsanganana amin'ny maty Voalohany izany rehefa hasandratra ireo olo-marina.
# ny toerana voatondro ho anao
"Ny toerana notondroin'Andriamanitra ho anao."