# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy miresaka amin'i Daniela ilay anjely miakanjo rongony fotsy. # Sambatra izay miandry "Sambatra ny olona izay miandry" na "Sambatra izay miandry na iza na iza" # miandry "maharitra" na "mitoetra ho mahatoky" (UDB) # ny 1 335 andro Eto ny "andro" dia ilazana vanim-potoana. Matetika ny fandikana iraisana dia andro, fa azo atao taona ihany koa. # Tsy maintsy mandeha ianao "Ry Daniela, tsy maintsy mandeha ianao". Ilazana an'i Daniela mbola manohy miaina sy manompo ny mpanjaka mandra-pahatongan'ny fotoan'ny fahafatesany izany. # hitsahatra ianao Fomba mendrika hilazana hoe "ho faty ianao" izany. # Hitsangana ianao Ilazana ny Fitsanganana amin'ny maty Voalohany izany rehefa hasandratra ireo olo-marina. # ny toerana voatondro ho anao "Ny toerana notondroin'Andriamanitra ho anao."