plt_tn/dan/12/12.md

843 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'i Daniela ilay anjely miakanjo rongony fotsy.

Sambatra izay miandry

"Sambatra ny olona izay miandry" na "Sambatra izay miandry na iza na iza"

miandry

"maharitra" na "mitoetra ho mahatoky" (UDB)

ny 1 335 andro

Eto ny "andro" dia ilazana vanim-potoana. Matetika ny fandikana iraisana dia andro, fa azo atao taona ihany koa.

Tsy maintsy mandeha ianao

"Ry Daniela, tsy maintsy mandeha ianao". Ilazana an'i Daniela mbola manohy miaina sy manompo ny mpanjaka mandra-pahatongan'ny fotoan'ny fahafatesany izany.

hitsahatra ianao

Fomba mendrika hilazana hoe "ho faty ianao" izany.

Hitsangana ianao

Ilazana ny Fitsanganana amin'ny maty Voalohany izany rehefa hasandratra ireo olo-marina.

ny toerana voatondro ho anao

"Ny toerana notondroin'Andriamanitra ho anao."